Entrée katsa-drahana (katsaka, rahana)
Partie du discours locution
Définition malgache katsaka andrahoina amin' ny taolany, dia ahahy, ary rehefa maina, kofoina hiala amin' ny taolany dia tehirizina, ka rehefa hohanina vao totoina sy andrahoina indray [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31