Entrée katsaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fitadiavana (zavatra ambony na sarotra azo) [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée katsaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazan-javamaniry misy babiny, izany hoe mitangorona amin' ny sampahony maro ny voany madinika izay fihinana tsara rehefa avy nandrahoina. [Rajemisa 1985]
   karazana voamadinika [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   maize, Indian corn [Hallanger 1973]
Définition française   maïs [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Analogie   tsako

Entrée katsaka
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] feuilles de ravinàla pour les toits. (antràndra). [David 1952 (takila K)]
Synonymes   kasaka

2017/04/02