Entrée | 1 kenda roroka |
Mots élémentaires | 2 kenda, 3 roroka |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 fanakendana amin' ny tanana roa na amin' ny sandry roa izay entina mamihina ilay kendaina [1.1] |
Exemples |
6 Natao kendaroroka tamin' ny salaka landy nifanintonan' olona roapolo lahy Radama dia maty fadiranovana ilay mpanjaka be indrafo.
[1.437#]
|
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |