Entrée kepoka
Partie du discours nom
Définition malgache Feo heno amin' ny frtsakoana na fanaikerana zavatra mafimafy; fihinanana na fandaniana amin' ny tsy antony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a crunching sound [Hallanger 1973]
Définition française bruit de ce qui craque sous les dents [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 

Entrée kepoka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Menatra ka tsy mahita holazaina satria vaky ny nafenina: Kepoka tsy nahateny izy nony naseho azy ny porofo rehetra nanameloka azy [Rajemisa 1985]

2009/10/06