|
|
|
|

Entrée1  ketraketraka
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  ketraka
Dérivés 
4  Noms :
Explications en malgache  5  [1.1]
Explications en français  6  [1.3] duplicatif fréquentatif
Exemples  7  [1.436#] Ka noho izany fahalozan' ny Andriana izany, dia nandry andriran' antsy ny vahoaka Imerina sy ny vazimba ka ketraketraka tsy nahasa loatra intsony nahita ity fiovan' ny fitondrana efa tena niharatsy.
8  [2.587#] Noho izany, ketraketraka sahady izy ireo ny amin' ny hahazoana mamonjy an-dRamarovolana fa toa fitondrana avy any Ambony no mahatonga izao ka toa hambinina ny fikelezan' aina izay hatao hamonjena azy.

Mis à jour le 2025/07/29