|
|
|
|

Entrée (1/2)1  kitrotro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Aretina mahazo ny ankizy latsaka ny folo taona, nefa ny olona izay tsy mbola vitany koa dia mety ho tratrany na firy taona izy na firy taona.
4 (Aretina mamorifotra ny kitrotro, izany hoe mandrakotra bontsimbontsina kely ny tena, izay miseho eo amin' ny handrina sy ny vozona, dia ny tratra sy ny lamosina ary miely eran' ny tena manontolo.
5 Mandeha ranomaso lava, menamena maso, misondrotra hafanana: izany no fiandohan' ny kitrotro) [1.1]
6 karazana fiforonam-poitra antsoina koa hoe kisoso,komongo [1.13]
Explications en anglais  7 the measles [1.2#345]
Explications en français  8 rougeole [1.54, 1.13]
Exemples  9  Fa ny kitrotro, sy ny kohaka lavareny namely ny ankizy madinika, no loza loatra [2.59#]
Vocabulaire  10  Santé

Entrée (2/2)11  kitrotro
Partie du discours  12  nom
Explications en anglais  13 the name of a species of lemur [1.2#345]
Vocabulaire  14  Zoologie: mammifères

Mis à jour le 2025/11/13