|
|
|
|

Entrée1  kidiadiavorona
Mots élémentaires  2 kidiadia, 3 vorona
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin' ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin' ny hariva, ataon' ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (Oxalis repens). [1.1]
Vocabulaire  6  Botanique: herbe
Autres orthographes  7 kidiadiamborona

Mis à jour le 2025/11/02