Entrée vorona
Partie du discours nom
Définition malgache Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a bird, esp. waterfowl [Hallanger 1973]
Définition française oiseau [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Exemples Eny andrefan-tranonay
misy vorona roa mangamanga
[Fox: Hainteny, numéro 89]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot vorona (1): Amborompotsy

2013/11/05