|
|
|
|

Entrée1  kidoro
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  8  [1.1] Lamba voasesika zavatra malemilemy ka atao fandriana
Explications en anglais  9  [1.7] a mattress
Explications en français  10  [1.3#328, 1.8] matelas
11  [1.3#328] paillasse
12  [1.196] Coussin, oreiller. On précise généralement leur nom en fonction de la matière qui sert de rembourrage: kidorom-bozaka, kidoro-landihazo, kidoro-rofia, etc.
Exemples  13  [2.643#] Jiafotsy no kidoro, fa landy kosa ny firakotra.
14  [2.4#] Dia nipetraka teo ambony kidoro aho, nieritreritra izay hatao.
15  [2.470#] Ladina an-tany amin' ny kidoro iray hafa no azy telodahy zokiny.

Anagrammes  16  doroky, kidoro

Mis à jour le 2025/08/10