Entrée kinady (kady)
Partie du discours nom
Explications en malgache Kadina, nasiana kady, norarana tsy handehanana: Efa nokinady itỳ tany [1.1]
Explications en français Prohibé, où on a mis un signe de défense [1.3]
Morphologie 
Présent : kinady, kinadiko, kinadinao, kinadiny, kinadintsika, kinadinay, kinadinareo, kinadin', kinadin-, kinadim-
Passé : nokinady, nokinadiko, nokinadinao, nokinadiny, nokinadintsika, nokinadinay, nokinadinareo, nokinadin', nokinadin-, nokinadim-
Futur : hokinady, hokinadiko, hokinadinao, hokinadiny, hokinadintsika, hokinadinay, hokinadinareo, hokinadin', hokinadin-, hokinadim-
Synonymes voakady

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20