| Entrée (1/2) | 1 kady |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
4 aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1] |
| Explications en français |
5 Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde
[1.3] |
| Dérivés |
|
| Autres orthographes | 21 kiady |
| Analogues | 22 avara-pianarana, 23 endrika, 24 felatana-mangaika ny rantsana, 25 kintana telonohorefy, 26 kitro ifaharana, 27 olomanga, 28 rehareha, 29 sanga, 30 tabiha, 31 tatamo ravaky ny farihy, 32 tolà-miadidy, 33 trafo lelafin-ko mandina, 34 trafo nasondrotry ny nofo, 35 varavara-miandraikitra, 36 varivary andrian' ny tafo, 37 vato nasondrotry ny tany, 38 voara endriky ny saha, 39 voninahitra, 40 vovonana iadian' ny lohany |
| Entrée (2/2) | 41 kady |
| Partie du discours | 42 nom |
| Explications en français |
43 [Tankarana] bruit de l'eau dans une barrique.
[1.19] |
| Vocabulaire | 44 Son |
| Anagrammes | 45 dika, kady, 46 kida |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|