Entrée kinaoka (kaoka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Kaohina, alana, kikisana: Nokinaokan' ny riaka ny lalana [1.1]
Explications en français Raclé [1.3]
Morphologie 
Présent : kinaoka, kinaoko, kinaokao, kinaony, kinaotsika, kinaokay, kinaokareo, kinaok', kinao-
Passé : nokinaoka, nokinaoko, nokinaokao, nokinaony, nokinaotsika, nokinaokay, nokinaokareo, nokinaok', nokinao-
Futur : hokinaoka, hokinaoko, hokinaokao, hokinaony, hokinaotsika, hokinaokay, hokinaokareo, hokinaok', hokinao-
Synonymes voakaoka

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20