Entrée kintana
Partie du discours nom
Explications en malgache Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [1.1]
Explications en anglais A star [1.7]
Explications en français étoile [1.8]
Exemples Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
Vocabulaire 
Mots composés 
Titres Ilay Kintana mamirapiratra (Rajohanesa Philippe)
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/12