Entrée kiraro
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazam-pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray koa amin' ny fingotra na lamba [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   shoes [Hallanger 1973]
Définition française   soulier; chaussure [Hallanger 1974]
Exemples  
1Efa lasa lavitra vao nampidiriko ny kiraro. [Andraina: I Vola, page 49]
2Ianao tsy mba manana kiraro intelo miova toy ny hafa ve? [Rabemolaly: Fary, page 202]
3Mbola nipoapoaka ihany ny daka kiraro tamin' ny tehezana, ny kibo, ny loha. [Andraina: Mitaraina, page 228]
Dérivations  
Morphologie  
kiraro
kiraroko
kiraronao
kirarony
kirarontsika
kiraronay
kiraronareo
kiraron'
kiraron-
kirarom-
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  

2018/08/16