Entrée kirihitra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana. [Rajemisa 1985]
   hazo madinika sy akata mifandringitra [SLP: Voambolana]
Définition anglaise   shrubs, brush, bushes [Hallanger 1973]
Définition française   arbrisseaux, broussailles [Hallanger 1974]
Définition française   fourré, taillis [SLP: Voambolana]
Exemples  
1Tendrombohitra havoana Andringitra, be ala kirihitra, sy hazo majinika, sy vato, sy ampanga; [Callet: Tantara, page 17]
2Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [Rajaonarivelo: Bina, page 24]
Vocabulaire  
Synonymes   kirihitr' ala
Mots composés, titres, noms  

Entrée Kirihitra
Partie du discours   nom propre (titre de livre ou pièce)
Définition malgache   jereo Rafenomanjato: Kirihitra
Auteur  
Tableaux et planches   Tous les titres

Mis à jour le 2017/10/19