Entrée kisa
Partie du discours nom
Définition malgache Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila kisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [Rajemisa 1985]
Synonymes akisa

Mis à jour le 2020/07/31