Entrée |
akisa
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra
[Rajemisa 1985]
|
Synonymes | |
|
Entrée |
akisa
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy
[Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. [Richardson 1885]
|
Traduction française | plaisant, agréable, bonasse, jovial [Abinal 1888]
|
Dérivations |
|
Entrée |
Akisa
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Traduction anglaise | [Baiboly]
|
| Achish [Baiboly]
|
Traduction française | Akish [Baiboly]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Citations |
|