Entrée kitakitaka
Partie du discours nom
Définition malgache Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala [Rajemisa 1985]
Définition française action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous
¶ action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [Abinal 1888]
Dérivations 
Synonymes kitakita

2013/12/02