Entrée kitakita
Partie du discours nom
Explications en malgache Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon' ny kitakitan' ny mpampiasa izy ka niala [1.1]
Explications en français Action de chiffonner, de mettre sens dessus dessous
Action de maltraiter, de rudoyer, de se fâcher [1.3]
Exemples Noho izany, tsy dia mba nahazo kitakita firy tamin' ireo mpampiasa izy. [2.472]
Dérivés 
 
Synonymes kitakitaka

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31