Entrée |
kitoatoa
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | A random guess, a random act [1.7]
|
Explications en français | Hasard, aventure [1.8]
|
Dérivés |
|
Entrée |
kitoatoa
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Ataotao foana sady ankinina amin' ny kisendrasendra: Namaly kitoatoa izy tamin' ny fanadinana ka tsy afaka Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, tsy am-pitandremana: Manao kitoatoa koa Rangahy ity! aiza ka fahavaratra vao hanafo trano
[1.1]
|
Explications en anglais | At random [1.7]
|
Explications en français | Au hasard [1.8]
|
Exemples | Manao kitoatoa lahy, lehity, lahy!
[2.643]
|
Mots composés |
|
|