Entrée |
koja
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojan-tokantrano Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojany rehetra izao. [1.1]
|
Explications en français | Soins minutieux, attentions fines, délicates [1.3]
|
Dérivés |
Synonymes | |
|
Entrée |
koja
|
Partie du discours | conjonction
|
Explications en malgache | [Tanala]
kosa : Anareo koza ka ba mañisy an'io ango valaña io (Ianareo kosa aza mba manao io teotra ratsinareo io)
[1.78]
|
|