Entrée korataba (kotaba (taba))
Partie du discours nom
Définition malgache Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes kotaba
Exemples Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba. [Andriamalala: Taolambalo, page 93]

2017/04/02