| Entrée | 1 korondendy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina..
4Maloto, misotisoty, misolitika, misolitiditika tsy mahadio tena, voretra, mikesonkesona, mifotafota. [1.1] |
| Synonymes | 5korandendy |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|