Entrée korandendy
Partie du discours nom
Définition malgache Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina.
Mitovy hevitra: maloto ~ mifotafota ~ mikesonkesona ~ misolitiditika tsy mahadio tena ~ misolitika ~ misotisoty ~ voretra [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes korondendy

2013/02/01