Entrée kororoka
Partie du discours nom
Définition malgache Fanesorana ny akofa amin' ny vary amin' ny fomba toy izao: araraka avy ambony ny vary ka amin' izay entin' ny rivotra miaraka aminy ny bozaka sy ny akofa ary dia ny voam-bary kosa no milatsaka ka azo raofina
¶ Ozona, fanozonana
¶ Fanaratsiana [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2017/04/02