| Entrée | 1 mikororoka |
| Radical | 2 kororoka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manala ny voam-bary amin' ny bozaka na ny akofa ka toy izao no fanaovana izany: alaina ny vary dia araraka avy ambony ary dia entin' ny rivotra ny bozaka na ny akofa..., fa ny voam-bary kosa midina ka angonina amin' ny sahafa Manaratsy: Loza iny vehivavy iny raha hikororoka olona [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to winnow grain in the wind [1.7] |
| Explications en français |
6 vanner à la brise [1.8] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 nikororoka vary ka sendra rivotra |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|