Entrée kôsy
Partie du discours nom
Définition française cosse [SLP 1986]
Vocabulaire 

Entrée Kosy
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache zanakalahin' i Hama (Gen. 10. 8; 1 Tant. 1. 10). Ny taranany no natao hoe "Kosita" [Randzavola: Baiboly]
Définition anglaise Cush [Baiboly]
Définition française Kush [Baiboly]
Vocabulaire 
Citations 

Entrée Kosy
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache razamben'i Jehody (Jer. 36. 14) [Randzavola: Baiboly]
Définition anglaise Cushi [Baiboly]
Définition française Kushi [Baiboly]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Citations 

Entrée Kosy
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache razan' i Zefanía mpaminany (Zef. 1. 1) [Randzavola: Baiboly]
Définition anglaise Cushi [Baiboly]
Définition française Kushi [Baiboly]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Citations 

Entrée Kosy
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache mpanompon'i Saoly (Sal. 7) [Randzavola: Baiboly]
Définition anglaise Cush, a Benjaminite mentioned only in the title to Ps. 7. He was probably a follower of Saul, the head of his tribe. [Smith: Bible]
Définition française Kush [Baiboly]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Citations 

Entrée Kosy
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache anaran' ny tany voahodidin' ny Ony Gihona, ilay ony faharoa nivoaka avy tany Edena (Gen. 2. 13). Angamba tao avaratr' i Asyria izy. [Randzavola: Baiboly]
Définition anglaise Ethiopia [Baiboly]
Définition française Kush [Baiboly]
Vocabulaire 
Citations 

Entrée Kosy
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache Nosy kely ao atsimo andrefan'i Asia Minora, tokony ho 64 km. ao atsimon' i Mileto. Tao no nijanonan' i Paoly vetivety tamin'ny diany nitety tany fanintelony, raha niakatra ho any Jerosalema izy ; ary tonga tao izy tamin' ny harivan' ny andro nanaovany ilay teny fananarana tamin'ny loholon' ny Fiangonana tany Efesosy. Nijanona tao indray alina ny Apostoly sy ny namany, dia nandroso tamin' ny nalehany ny ampitson' iny (Asa 21. 1). Maro ny Jiosy nonina tao Kosy noho ny íandrosoan' ny varotra tao ; ary angamba nisy Kristiana tany tamin' ny nalehan' i Paoly tao. Nalaza ny nosy noho ny lamba tsara nataon' ny olona tompontany ary noho ny divay vokatry ny tany. Satria eo amin' io nosy io no ifanapahan' ny lalana avy any Grisia mankany Asia Minora sy ny avy any Syria mankany Egypta, dia nahatonga ny varotra tao ho nandroso fatratra izany. Tsy fantatra na efa tafakambana ho isan' ny fari-tanin' i Asia izy tamin' ny taona 139 B.C., na tsia ; fantatra mazava anefa fa tamin' ny andron' i Aogostosy Kaisara dia isan' io fari-tany io izy. Lalana anankiray fandalovan'ny Jiosy ity nosy ity raha miakatra hamangy an'i Jerosalema izy (Asa 21. 1). Ny anarany ankehitriny dia Stanko. [Randzavola: Baiboly]
Définition anglaise Coos [Baiboly]
Définition française Cos [Baiboly]
Vocabulaire 
Citations 

2015/09/07