|
|
|
|

Entrée 1  kotro-maina
Mots élémentaires  2 kotroka, 3 maina
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 poabaratra amin' ny andro migaingaina tsy misy orana akory
6 enti-milaza ny hatezerana lehibe izay tsy misy antony tokony ho niaviany [1.1]

Mis à jour le 2026/02/22