Entrée kotroka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fipoaka na firefotry ny varatra; dona mi [...]
¶ Rehefa mety ho feon-javatra mafy manako
¶ Laza
¶ Fandrahoana ny sakafo ho masaka [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   thunder; the sound of falling water [Hallanger 1973]
Traduction française   tonnerre; bruit de l'eau qui tombe [Hallanger 1974]
Exemples  
1Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [Andriamalala: Ranomasina, page 15]
2Fa ny orana sy ny kotroka mbola nitohy ihany. [Andraina: Mitaraina, page 35]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée kotroka
Partie du discours   nom
Définition malgache   voditongotra [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2013/05/14