|
|
|
|

Entrée 1  laha-pahitra
Mots élémentaires  2 lahatra, 3 fahitra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 [lahapahitra] teny lava na kabary mirehidrehitra atao amin' izay hahafinaritra fotsiny
6 [lahapahitra] Lahateny mirindrarindra tsara nefa tsy dia misy hevitra mafonja firy fa toa atao amin' izay hahafinaritra fotsiny [1.1]
7 kabary mirehidrehitra tsy misy drafitra mazava ka lasa poakaty [1.13]
Explications en français  8 vain discours [1.13]

Mis à jour le 2026/02/04