Entrée fahitra
Partie du discours   nom
Définition malgache   fefy [Bezanozano, Sihanaka, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   Tranon' omby ompiana izay voahodidina va [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a cattle-fold, a cattle-pen, a pit in which oxen are fattened. [Richardson 1885]
Traduction française   parc, trou où l'on engraisse les boeufs, où on les enferme [Abinal 1888]
Exemples  
1Tsy mba fotsimbary tsy maniry aho
tsy fahitra foana ombalahy
na tany tsy manam-pidiny
[Fox: Hainteny, numéro 340]
2Tsy ampy nanamaina velively ny fahitra nosokafany ireo. [Andraina: Mitaraina, page 191]
Morphologie  
fahitra
fahitro
fahitrao
fahiny
fahitsika
fahitray
fahitrareo
fahitr'
fahi-
fahitry
-pahitra
-pahitro
-pahitrao
-pahiny
-pahitsika
-pahitray
-pahitrareo
-pahitr'
-pahi-
-pahitry
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2013/12/08