|
|
|
|

Entrée1  laisoa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazan' anam-bazaha nampidirina teto; ny raviny, izay mitangorona mifanosontsosona ka tonga boribory nome-na ny anarana hoe bokondaisoa, no andrahoina miaraka amin' ny hena (alaindro raha amin' ny hen' omby ary ritina raha amin' ny henan-kisoa), somary sarodevonina anefa izy. [1.1]
Explications en anglais  4 the cabbage. Introduced. Brassica oleracea, L. [1.2]
5 a cabbage [1.7]
Explications en français  6 chou [1.8]
7 (du français : « les choux ». Brassica oleracea L. (Brassicaceae). Le chou potager cultivé comme légume.
8 On appelle la pomme de chou : bokondaisoa (voir bokony).
9 Par extension ce nom est aussi donné au chou pommé, Brassica oleracea subsp. capitata (L.) Metzg et au chou de Milan, Brassica oleracea var. sabauda L. (Brassicaceae), toutes deux cultivées à Madagascar. [Merina] [1.196]
Exemples  10  Ny legioma maitso kely toy ny laisoa sy salady dia kely otrikaina. [2.424#]
11  Tonga ny mpanatsinjara avy amin' ny tsena an-tsisin-tanàna mividy ovy na laisoa ambongadiny. [2.4#]
Vocabulaire  12  Botanique: légume
Tous les mots composés  13 laisoa masombika
Nom scientifique 

Anagrammes  14 asalio, 15 asolay, 16 laisoa

Mis à jour le 2025/11/13