Entrée | 1 lakalaka anie Andriamanitra |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 lakalaka, anie, Andriamanitra |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-mampitandrina olona fatra-panao kitoatoa mankahatra an' Andriamanitra; ny heviny dia toa hoe "tandremo ange fa morainy Andriamanitra, manao izay tianao, ka rehefa ankaharinao izy dia hanao tokoa |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |