| Entrée | 1 lakan-drafitra |
| Mots élémentaires | 2 lakana, 3 rafitra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 lakana vita amin' ny hazo maro natambatambatra fa tsy amin' ny hazo iray noloahana [1.1] |
| Explications en français |
6 pirogue en planches [Betsimisaraka]
[1.78] |
| Exemples |
7 lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo
[2.285#137]
8 Ary vao tamin' ny 1985 dia namakivaky ny Ranomasimbe Indiana ry Robert Hobson sy ny namany tamin' ny lakandrafitra tsotra nataony hoe Sarimanok. [2.508#14] |
| Vocabulaire | 9 Navigation |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|