|
|
|
|

Entrée (1/2)1 lalam-panorenana
Mots élémentaires  2lana, 3fanorenana
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5 Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany [1.1]
Explications en français  6 constitution [1.5, 1.13]
Exemples  7 Mifanaraka amin' ny lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra? [4.27]
Vocabulaire  8 Loi 9 Politique

Entrée (2/2)10 lalam-panorenana
Partie du discours  11 locution
Explications en français  12 loi interne [1.13]
Vocabulaire  13 Mathématiques: algèbre
Tous les mots composés  143 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/10/08