|
|
|
|

Entrée1  lalina aty
Mots élémentaires  2 lalina, 3 aty
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 enti-milaza ireo vilia na fitoeran-javatra toy ny tavoara, izay kely ny vavany fa ny atiny kosa tsy araka izany fa lalina [1.1]
Explications en français  6 se dit des vases profonds [1.3]

Mis à jour le 2025/10/11