Entrée lalin-tsaina (lalina, saina)
Partie du discours locution
Définition malgache mahataka-javatra amin' izay mbola hiseho sy izay vokany; manana toe-tsaina sy fahaizana mahataka-javatra sy misaina fatratra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise deep, profound, sagacious, shrewd, sensible. Lalin-kevitra is also used [Richardson 1885]
Synonymes lalin-kevitra

Mis à jour le 2012/06/13