| Entrée (1/2) | 1 lalitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a fly [Mal. lalat; amboyna lali] [1.2] 5 a housefly [1.7] |
| Explications en français |
6 mouche [1.8] 7 mouche, drosophile [1.13] |
| Exemples |
8 Inona no fanaon' ny olona raha misy lalitra?
[2.270#]
9 Nifanehatra tamin' ireo vitsika izy, sendra moka sy lalitra koa. [2.445#] 10 Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy. [2.285#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 12 11 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 13 Zoologie: invertébrés |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 15 Randzavola: lalitra ao amin' ny Baiboly |
| Entrée (2/2) | 16 lalitra |
| Partie du discours | 17 nom |
| Explications en malgache |
18 Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona [1.1] |
| Explications en anglais |
19 clubs at cards [1.7] |
| Explications en français |
20 trèfle au jeu de cartes [1.3, 1.8] |
| Vocabulaire | 21 Jeu |
| Synonymes | 22 elatra |
| Analogues | 23 joro, samamena, tangontsotrobe, karatra |
| Illustrations |
|
| Anagrammes | 24 lalitra, 25 lilatra |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|