Entrée | 1 lalotra |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
9 [1.1] Feta na sokay atao amin' ny rindrina ka lamaina tsara Efa milalotra erỳ ianao izany: ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana |
Explications en anglais |
10 [1.2] plaster, polish 11 [1.7] plaster, a coating |
Explications en français |
12 [1.8] crépi; enduit |
Exemples |
13 [2.59#] ary ny lalotra farany amin'izay maha tsara azy, (ny ivelany. 14 [2.470#] Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; |
Anagrammes | 15 alalotr, lalotra |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |