Entrée lambanana (lamba)
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny sakan' ny lamba: Be lambanana itỳ lamba itỳ izany
Ny tsihy fihinanana velarina rehefa hisakaf / (izay misy manao koa hoe lambana, fa ny heno matetika indrindra dia ny hoe fandambanana) [1.1]
Explications en anglais Breadth of calico, etc. [1.2]
 The width of cloth [1.7]
Explications en français La largeur d'un tissu [1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée lambanana (lamba)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Temerina tsihy; asiana peta-kazo [1.1]
Explications en anglais To have a covering of wood put on shutters [1.2]
Morphologie 
Présent : lambanana, lambanako, lambananao, lambanany, lambanantsika, lambananay, lambananareo, lambanan', lambanan-, lambanam-, lambana-
Passé : nolambanana, nolambanako, nolambananao, nolambanany, nolambanantsika, nolambananay, nolambananareo, nolambanan', nolambanan-, nolambanam-, nolambana-
Futur : holambanana, holambanako, holambananao, holambanany, holambanantsika, holambananay, holambananareo, holambanan', holambanan-, holambanam-, holambana-
Impératif : lambano

Entrée lambanana (lambana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao am-pehezana [1.1]

Mis à jour le 2023/04/09