Entrée lavitra akaiky
Partie du discours expression
Définition malgache ilazana toerana izay akaiky ihany raha alaina an' eritreritra na tombanana atao toratady, fa ny lalana mankany no lavitra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise near, but cannot be reached. [Richardson 1885]

2009/02/23