Entrée lefasana (lefa)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Torahana, tsipazana: Nolefasany vaton' antsamotady ilay voromaitala ka maty teo no ho eo
Mitovy hevitra: andefasana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
lefasana
lefasako
lefasanao
lefasany
lefasantsika
lefasanay
lefasanareo
lefasan'
lefasan-
lefasam-
lefasa-
nolefasana
nolefasako
nolefasanao
nolefasany
nolefasantsika
nolefasanay
nolefasanareo
nolefasan'
nolefasan-
nolefasam-
nolefasa-
holefasana
holefasako
holefasanao
holefasany
holefasantsika
holefasanay
holefasanareo
holefasan'
holefasan-
holefasam-
holefasa-
lefaso

2013/03/02