|
|
|
|

Entrée1  andefasana
Partie du discours  2  verbe relatif
Radical  3  lefa
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en français  8  [1.3#395] Nandefasako basy iray vava ny fahavalo ka maty ny anankiray (J'ai tiré contre les ennemis un coup de fusil qui en a tué un)
Exemples  9  [2.470] tsy hilalao no andefasana anao any fa ny hianatra (na ny hiasa, ny hikarama).
10  [2.472] Raha mitifitra izy mba tifirina, raha mandefa baomba izy mba andefasana baomba.
11  [2.117#] Anarana sy adiresin'ny andefasana ary ny mpandefa no soratana amin'io faritra io.
Autres orthographes  12  andefana

Mis à jour le 2025/07/29