Entrée lehilahy
Mots élémentaires lehy ; lahy
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny ilazana ny lahy amin' ny karazan' olombelona, mifanohitra amin' ny vehivavy: Teo aloha nandoa karatra daholo ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona
Olona manankerimpo, mijoro amin' ny heviny, mahavita zavatra: Izany ka lehilahy!
(fiteny tsy mihaja) Sakaiza na vady lahy: Lasa niaraka amin' ny lehilahiny any izy [1.1]
Explications en anglais A man [1.7]
Explications en français Homme (mâle) [1.8]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/06/05