Entrée lahy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Teny entina milaza olona na biby mifanohitra amin' ny vavy. Raha itenenana olona ny hoe lahy dia fampiasa: 1) Hilazana zanaka lahy: Dimy mianadahy ny zanako; telo vavy, roa lahy. 2) Miaraka amin' ny teny milaza isa: Dia niainga izy roa lahy. 3) Ilazana ny vady lahy: Rasoa no ao fa ny lahy vao lasa nivoaka [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a male, a man; a husband [Hallanger 1973]
Traduction française   mâle; homme; mari [Hallanger 1974]
Exemples  
1Izany mbola tsy hita izay antony amin'izy telo lahy ireo [Rajohanesa: Kintana]
2lahy iray izay no mba azy, tsy mitoetra miaraka aminy akory fa lasa nihary any anindratany any [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3Eo amin'io vatolampy io no hiafaran'ny tantaranay enin-dahy [Andriamalala: Ranomasina]
4Milisy efa-dahy no efa niandry azy teo [Andraina: Mitaraina]
Dérivations  
Morphologie  
lahy
lahiko
lahinao
lahiny
lahintsika
lahinay
lahinareo
lahin'
lahin-
lahim-
-dahy
-dahiko
-dahinao
-dahiny
-dahintsika
-dahinay
-dahinareo
-dahin'
-dahin-
-dahim-
Antonymes  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot lahy (0)

Entrée lahy
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Manana ny fomba na toetran-dehilahy: Hanao tantsambo hono ny zanany lahy. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   masculine [Hallanger 1973]
Traduction française   masculin [Hallanger 1974]
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot lahy (7)
Ambatolahidimy
Ambatolahitelo
  Ambatolahy
Ankililahy
  Iabolahy
Masiakombilahy
  Vatolahy

Entrée lahy
Partie du discours   interjection [liste]
Définition malgache   Tenim-piontanana enti-milaza:
1) Alahelo, tsy fanampoizan-javatra: Lasa tokoa lahy izy!
2) Fiangaviana na fangatahana somary miambezo: Mba omeo aho lahy!
3) Fisalasalana, tsy fahalalana: Asa lahy! fa tezitra foana teo izy
4) Faniriana: Raha nanam-bola aho lahy novidiko itỳ saha itỳ [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   used in phrases like: asa lahy!, tsara lahy!, maty lahy! [Richardson 1885]
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2013/03/29