Entrée lela
Partie du discours nom
Explications en malgache Organa miendrika nofo lavalava mena ao anaty vava, izay mamadibadika ny sakafo voatsakon' ny nify ary manampy amin' ny fanononana ny teny lazaina (rakotra marokoroko madinika ny vohon' ny lela, ka ireo no ahatsiarovana ny tsiron-tsakafo hanina). [1.1]
Explications en anglais A tongue; a blade [1.7]
Explications en français La langue [1.8]
Exemples 
1ny lela tsy mahahetsika. [2.4]
2raha tany misy loha, misy lela; [2.69]
3Ny lehibe no tiako ry Idada, ary ny maro lela; [2.332]
Morphologie 
Simple : lela, lelako, lelanao, lelany, lelantsika, lelanay, lelanareo, lelan', lelan-, lelam-
Préfixée : -dela, -delako, -delanao, -delany, -delantsika, -delanay, -delanareo, -delan', -delan-, -delam-
Dérivés 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/16