Entrée lelalela (lela)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Firehetan' afo midedadeda
¶ Antsoantso na kiakiaka an-kisesy
¶ Ravaka na lokon-javatra midorehitra
¶ Fahamaimaizan' ny ambavafo toa noana [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Mis à jour le 2011/02/04