Entrée lelika
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tototra, voasarona: Lelika ny hady
¶ Feno: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary
¶ Tsy mahalala ny fahorian' ny sasany intsony izy, fa efa leliky ny harena [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2009/02/23