Entrée lenta
Partie du discours nom
Définition malgache Ilay somary lempona kely amin' ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan' ny sarony. [Rajemisa 1985]
Synonymes leta
Mots composés, titres, noms 

Entrée lenta
Partie du discours nom
Définition malgache fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [SLP: Voambolana]
Définition française niveau [SLP: Voambolana]
Synonymes levina

2011/01/25