Entrée levina
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan' ny hiaingany [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée levina
Partie du discours   nom
Définition malgache   Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin' ny hazo [Rajemisa 1985]

Entrée levina
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny ngorodona raha tena marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia [Rajemisa 1985]
   fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano [SLP: Voambolana]
Traduction française   niveau, niveau d'eau [Abinal 1888]
Traduction française   niveau [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Origine   Anglais: level.
Synonymes   lenta

Mis à jour le 2013/03/05